|
|
|
|

Teny iditra 1  raofina
Fototeny  2 raoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Angonina amin' ny tanana: Raofy ireo tsaramaso ireo
5 Paohina, faohina, atao majifa: Noraofin' ny mpangalatrany lamba rehetra tao an-trano
6 Baboina: Noraofin' ny fanjakana ny fananany
7 Samborina indray miaraka:Noraofin' ny poiisy ireo mpangalatra niafina tao anaty zohy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 see Raoka [1.2]
9 to be gathered in a mass; to be cropped by cattle (of grass) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on ramasse en tas: brouté par les bestiaux; qu'on confisque [1.8]
Ohatra  11  Amin' ny fotoana anatodizany dia raofina amin' ny sobika ny atody [2.471#46]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :
Fikambanana  16 rano raraka tsy azo raofina
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  18 anafory, 19 faranio, 20 Faraony, 21 fiorana, 22 iforana, raofina

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07