Teny iditra | 1 raparapa |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Famindrana fandeha tsy mahita izay hodiavina fa mitsapatsapa; fandeha mizotra fotsiny amim-pahamaikana ka tsy mihevitra izay ho vokatr' izany |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] groping for things in the dark. [Mal. Raba.] Comp. Tsapatsapa |
Sampanteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |