|
|
|
|

Teny iditra1  rarahana
Fototeny  2  raraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] asiana zavatra milatsaka mikorotsaka eo amboniny: Rarahana tain-kafe ny ngorodona alohan' ny hiborisiana azy
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  9  rarafana

Fivaditsoratra  10  haranara, rarahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21