Teny iditra | 1 rarana |
Fototeny | 2 rara |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Sakanana, tsy avala: Rarana ny miditra ato Rarana tsy handeha eto ny mpianatra |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be prohibited, to be forbidden |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] qu'on interdit, défendu |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 12 narara, rarana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |