| Teny iditra | 1 rarangy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Hazakazaka fanaon' ny mpilanja filanjana
4 Hazakazaka mafy: Ireo onja vaventy, toa revo misangy, / Mamelon-drarangy (Jean Narivelo) [1.1] 5 hazakazaka [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 course
[1.13] |
| Sampanteny |
|
| Fikambanana | 9 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 5 misy io teny io |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07 |
|