|
|
|
|

Teny iditra1  rasain-koho
Singan-teny  2  rasaina, hoho
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] enti-milaza hena matavy izaitsizy ka ny hoho ihany dia ampy handrasana azy
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] partagé avec les ongles; très gras, facile à découper

Fivaditsoratra  6  hanakorosy, hisaronako, hosinarako, nosarahiko, nosarihako, rasain-koho

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21