Teny iditra Ratsimbazafy Gilbert
Singan-teny Ratsimbazafy ; Gilbert
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Mpanoratra tantara foronina sy mpanao tononkalo, anisan' ny tonian' ny revio Fampitaha [2.313]
Voambolana 
Asa navoany Ny veloma izay napetrany 1958

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20