Teny iditra | Ratsimiseta Jasmina | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona) | |
Famaritana malagasy | Ratsimiseta Jasmina (1890-1946) ( Trézan) [3.1] | |
mpanoratra fanta-daza ary maro sampana, fa sady mpanao gazety marani-tsaina no mpanao adirima kingalahy no mpanoratra teatra mahafinaritra [Rajemisa: Fiteny 3 takila 66] | ||
Fandikana frantsay | publiciste d'une vaste culture, à la fois poète, journaliste et auteur dramatique [Rajemisa 1966] | |
Voambolana | Tantara: olona ~ Haisoratra: mpanoratra | |
Asa navoany | Dobla efatra Izay mananda no resy Ny tsy amoizako azy Nofiko, hono! | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |