Teny iditra | ratsiny > ratsina (ratsy) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Matao tonga ratsy [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on rend mauvais, laid, vilain [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | an-tsary, ranitsa, ratsina, sanatry, sañitra, santria, satrina, sitrana, tsiraña |
Teny iditra | ratsiny > ratsy | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tsy tsara tarehy, mahasosotra ny mijery azy: Ratsy ny satroko noho ny anao Tsy manan-toetra tsara, tsy mamy, tsy mahasalama, tsy manjary...: Ratsy izany mofo izany Ratsy ity trano ity fa sady maizimaizina no tsy mahazo rivotra Olona fatra-panimba ny sasany, mamohehatra: Tsy sahy mandeha amin' ity lalana ity aho fa be olon-dratsy, hono, eto ho eto. [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Bad; wicked [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Mauvais [1.3, 1.8] | |||||||||||||||
Méchant, de mauvaise qualité, nuisible, laid, vilain [1.3] | ||||||||||||||||
Ohatra |
| |||||||||||||||
Haiendriteny |
| |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Tohi-kevitra | tsara | |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Anaram-javamaniry |
| |||||||||||||||
Anaram-poko |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny ratsy io | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | ratsy, satry, sitra |