Teny iditra ratsy fo
Singan-teny ratsy ; fo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ireo olona sosisosy, tezitezi-poana, mora tohina sy misafoaka ary mitahiry hatezerana sy manao an-dolompo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Malicious [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qui a mauvais coeur, méchant, colère [1.3]
 Malicieux, méchant, colérique, colère [1.8]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01