|
|
|
|

Teny iditra1  ratsy vintana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] tsy mba ambinina sahala amin' ny hafa amin' izay atao
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] unlucky
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] qui n'a pas de chance
Singan-teny  6  ratsy, vintana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07