Teny iditra | 1 Ravalison Edmond |
Singan-teny | 2 Ravalison, Edmond |
Sokajin-teny | 3 anaran-tsamirery (olona) |
Ohatra |
4 Nalainay tao amin' ny Hatolotra an' iza ny Nosintsika nosoratan-dRavalison Edmond ity sombina tantara filalao ity. [2.285] 5 Mpanoratra efa fanta-daza - izay tsy iza fa Edmond Ravalison (teraka tamin' ny 24 Mey 1926) - no nanoratra ireto sombin-tantara roa mifanesy ireto, izay nalainay tamin' ny tantara iray tsy mbola vita boky, nefa noheverinay fa mendrika haseho eto noho izy ahitana taratry ny fiainana ary fahaiza-mitantara saika manakaiky ny tonga lafatra [2.313#126] |
Voambolana |
6 Tantara: olona 7 Haisoratra: mpanoratra |
Asa navoany |
8 Andriamatoa Ratsilefilaza 9 Ilay atodiorokoroka sy ireo mpandroaka sarety |
Tsanganana sy sary iray takila |
10 Fitanisana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |