Teny iditra | 1 ravana |
Fototeny | 2 rava |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fongorina, levonina: Noravana ilay tamboho tetsy atsimo tetsy Vahana, saratsarahina: Noravany aloha ilay famantaranandro mao namboariny indray Alefa; asaina miparitaka, mihahaka: Noravana tamin' ny efatra ny mpianatra |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be ruined; to be torn down; to be dismissed (of a meeting) |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] qu'on démolit, qu'on détruit; qu'on lève (séance) |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny ravana io |
Fivaditsoratra | 14 narava, ravana, varana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12 |