|
|
|
|

Teny iditra1  ravim-borondra
Singan-teny  2  ravina, vorondra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.78] [Tanala] ravim-bomanga: Maha vekaña koa ron-dravim-borondra: hariana rom-bakitratra ko hinomina rom-bovotane (mampisalasala toy ny rom-bomanga: hariana java-manasatra ka hosotroina ranom-potaka)
Voambolana  5  Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26