Teny iditra | 1 ravindamba |
Singan-teny | 2 ravina, lamba |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] lamba jerena amin' ny maha-fitambaran' ny kofehy -- tenany sy fahany -- mifampidipiditra: Aleo mividy ravindamba dia mampanjaitra izany ho akanjo, toy izay mividy akanjo efa vita |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] piece goods |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] pièce de tissus |
Ohatra |
7 Raha tsy ireo olomahay ireo dia tsy ho nisy, na ny jiro manazava antsika amin' ny alina na ny ravindamba maro dia maro anaovan-tsika fitafiana. [2.332#] 8 Afa-tsy ny fitafiana izay matetika mbola ravindamba vita teto an-toerana ihany koa, dia vokatry ny tany avokoa ireo rehetra ireo, ka vola tsy hivoaka an'i Madagasikara ny vo)a nividianana azy. [2.503#] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/13 |