|
|
|
|

Teny iditra1  ravinkazo
Singan-teny  2  ravina, hazo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] anarana iantsoana matetika koa ny ravina
Ohatra  5  [2.470#] Mihatanora volo amin' ny taho ny ravinkazo, tsy mena mitaha amin' ny lanitra manga.
6  [2.529#] Hany heriny nandao ahy, ka niery tany ambany ravinkazo ary dia tany no nahafatesany.
Kamban-teny 
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny ravinkazo io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07