Teny iditra ravintoto (ravina, toto)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ravi-mangahazo totoina, izay andrahoina miaraka amin' ny hena [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy pounded manioc : leaves cooked with pork [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay purée de feuilles de manioc cuite [Hallanger 1974]
  [Merina] (de ravina : feuilles ; et toto : écrasées au mortier). Feuilles fraîches de manioc, Manihot utilissima Pohl (Euphorbiaceae), écrasées et consommées après cuisson avec le riz. Nom cité par Malzac. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Ohatra Atý ny potipotikena sy ravintoto e! [Rajaonarivelo: Bina, takila 40]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31