|
|
|
|

Teny iditra1  ravintoto
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ravi-mangahazo totoina, izay andrahoina miaraka amin' ny hena
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] pounded manioc : leaves cooked with pork
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] purée de feuilles de manioc cuite
6  [1.196] (de ravina : feuilles ; et toto : écrasées au mortier). Feuilles fraîches de manioc, Manihot utilissima Pohl (Euphorbiaceae), écrasées et consommées après cuisson avec le riz. Nom cité par Malzac. [Merina]
Ohatra  7  [2.499] Atý ny potipotikena sy ravintoto e!
Voambolana  8  Toe-karena: hanina
Singan-teny  9  ravina, toto
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny ravintoto io

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29