Teny iditra | 1 raviravezana |
Fototeny | 2 raviravy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Enti-milaza izay asiana zavatra mikirazorazo eo amboniny: Noraviravezana sabatra ny lohany ka tsy nahita tory izy na dia indray mipy maso aza Enti-milaza ny olona tiana hotaomina, amin' ny fampisehoana vola aminy |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |