|
|
|
|

Teny iditra1  ravona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fampitoviana tantana; fanovonana ny iva ary fisorohana ny avo ho marintampona; fizarana zavatra mba hitovy tsy hisy kely sy lehibe
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Matoantenin' ny iharana :
6  Matoantenin' ny fameno :
7  Anarana :
8  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  9  aravon, arovan, naravo, narova, norava, Ranova, ravona, rovana, varona

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21