Teny iditra Razafiniaina Charlotte
Singan-teny Razafiniaina ; Charlotte
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Charlotte Razafiniaina, teraka tamin'ny 1894, dia mpanoratra fanta-daza tamin'ireo diam-peniny maro be tsy tambo isaina nisahana sampana maro: poezia, tononkalo, teatra, fa indrindra hainteny sy tantara foronina. Ny azo lazaina ho toetra mampiavaka ny soratr'i Charlotte Razafiniaina dia ny fitanana ny nentin-dRazana - tsy fitanana fe fitanana fotsiny fa tena fifikirana mihitsy [2.314]
Voambolana 
Asa navoany Eva malagasy
Lamby nefa tsy rota: Tranainy nefa tsy simba 1958
Mongon' entana tsy zanaky ny heriny
Ny fiaraha-monina 1951/03/02
Ny rivotra an-kadilanana 1938/09/16
Ny tantaran' ilay savomanitra 1909
Ny tiana tsy mba zaraina 1909
Rota sy Naomy 1917
Sahondran' i Mamolakazo
Zahatra arendrintompo

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20