Teny iditra | rebaky | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Antitra, sasatra [1.78] | |
[Bara] Resy, rava [1.78] | ||
[Tanosy] Resy [1.78] | ||
Teny iditra | rebaky | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy] Maty (maty antoka, loka); mihemotra [1.78] | |
Fivaditsoratra | bekira, kirabe, rebaky, rebika |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |