|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  rebaky
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Taisaka] antitra, sasatra
4  [1.78] [Bara] resy, rava
5  [1.78] [Tanosy] resy

Teny iditra (2/2)6  rebaky
Sokajin-teny  7  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.78] [Tanosy] maty (maty antoka, loka); mihemotra

Fivaditsoratra  9  bekira, kirabe, rebaky, rebika

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21