|
|
|
|

Teny iditra1  rediredy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Teniteny be tsy misy heviny; fimenomenonana tsy misy fiatoana: Ny an-dRangahy io koa, rediredy foana; aiza ka hamidiko aminy masonkarena, hono, ity zavatra nanahirana ahy izaitsizy ity
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Matoantenin' ny iharana :
6  Matoantenin' ny fameno :
7  Anarana :
8  Mpamaritra :
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny rediredy io

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21