Teny iditra redonina (redona)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Tenenina, hiraina indray miaraka: Noredonin' ny mpianatra rehetra ny "Ry tanindrazanay malala ò" [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : redonina, redoniko, redoninao, redoniny, redonintsika, redoninay, redoninareo, redonin', redonin-, redonim-, redoni-
Ny lasa : noredonina, noredoniko, noredoninao, noredoniny, noredonintsika, noredoninay, noredoninareo, noredonin', noredonin-, noredonim-, noredoni-
Ny hoavy : horedonina, horedoniko, horedoninao, horedoniny, horedonintsika, horedoninay, horedoninareo, horedonin', horedonin-, horedonim-, horedoni-
Filaza mandidy : redony

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05