Teny iditra | 1 refarefaina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza ny raharaha atao mitarozaka, ka manjary halavaina ny fotoana hamitana azy |
Fototeny | 4 refarefa |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 arefarefany, irefarefana, refarefaina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |