| Teny iditra (1/2) | 1 refona |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 valaka, reraka noho ny hanoanana: Refona aho ka nijanona nipetraka teo ambody hazo, nihinana ilay tapa-mofo farany tao anaty kitapoko
[1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 4 refona |
| Sokajin-teny | 5 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 [Sihanaka] noana
[1.78] |
| Fikambanana | 7 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how refona |
| Fivaditsoratra | 8 Efrona, refona |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|