Teny iditra (1/2) | 1 refona |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] valaka, reraka noho ny hanoanana: Refona aho ka nijanona nipetraka teo ambody hazo, nihinana ilay tapa-mofo farany tao anaty kitapoko |
Teny iditra (2/2) | 4 refona |
Sokajin-teny | 5 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
6 [1.78] [Sihanaka]
noana |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 9 narefo, nofera, refona |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |