|
|
|
|

Teny iditra1  refy
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Voambolana  8  Toerana
Fanazavàna teny malagasy  9  Halavana mitovy amin' ny halavan' ny sandry roa mitsotra tsara (ny refy dia sahala amin' ny mamakitratra indroa, na zehy imbalo na tondro inenina amby sivifolo, ka mitovy amin' ny 1, 75 metatra eo ho eo amin' ny fandrefesana ampiasaina ankehitriny)
10  Halavana: Zahao kely ny refin' ity latabatra ity. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11  a fathom, about six feet; any unit of linear or surface measure [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12  brasse, 1 m 80, environ; unité quelconque de mesure linéaire [1.8]
13  dimension, mesure; cote [1.13]
Kamban-teny 
Ohabolana  31  Ohabolana misy io teny refy io

Fivaditsoratra  32  fery, refy

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08