|
|
|
|

Teny iditra1  refy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Halavana mitovy amin' ny halavan' ny sandry roa mitsotra tsara (ny refy dia sahala amin' ny mamakitratra indroa, na zehy imbalo na tondro inenina amby sivifolo, ka mitovy amin' ny 1, 75 metatra eo ho eo amin' ny fandrefesana ampiasaina ankehitriny)
Halavana: Zahao kely ny refin' ity latabatra ity.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a fathom, about six feet; any unit of linear or surface measure
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] brasse, 1 m 80, environ; unité quelconque de mesure linéaire
6  [1.13] dimension, mesure; cote
Voambolana  7  Toerana
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Matoantenin' ny iharana :
10  Matoantenin' ny fameno :
11  Anarana :
12  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Ohabolana  65  Ohabolana misy io teny refy io

Fivaditsoratra  66  fery, refy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21