Teny iditra rehefa
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy fihasimban' ny rahefa: Rehefa mandeha ianao, hidio ny varavarana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy when (of future time) [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay quand (temps futur) [Hallanger 1974]
Voambolana 
Mpanahaka  fony ~ nony ~ raha

Teny iditra rehefa
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy Raha afaka kelikely, rahariva: Ho avy aho rehefa fa andraso [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy soon [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay bientôt [Hallanger 1974]
Voambolana 

2010/05/06