Teny iditra (1/2) | 1 rehefa |
Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] fihasimban' ny rahefa: Rehefa mandeha ianao, hidio ny varavarana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] when (of future time) |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] quand (temps futur) |
Voambolana |
6 Fotoana |
Mpanahaka | 7 fony, nony, raha |
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Teny iditra (2/2) | 12 rehefa |
Sokajin-teny | 13 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] Raha afaka kelikely, rahariva: Ho avy aho rehefa fa andraso |
Fanazavàna teny anglisy |
15 [1.7] soon |
Fanazavàna teny frantsay |
16 [1.8] bientôt |
Voambolana |
17 Fotoana |
Fivaditsoratra | 18 fahere, hafere, hefera, rehefa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |