Teny iditra | 1 rehetana |
Fototeny | 2 rehitra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] velomina (afo): Norehetako ny afo fa tsy nirehitra azon' ny lena ny kitay asiana: Norehetany tehamaina ilay karilahy fa namitaka azy |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |