Teny iditra | 1 relijiozy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Lehilahy na vehivavy manokan-tena ho an' Andriamanitra, ao anatin' ny Fikambanana iray, mba hanasoa namana, hampianatra... ka manao voady telo: manokan-tena tsy hanambady mandra-pahafaty, tsy mitana vola manokana ho an' ny tena ary manaiky ny lehibe (Fiv. kat) |
Voambolana |
4 Fivavahana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |