Teny iditra rembana
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Tsy mitovy fahitsy fa misy avo sy iva, toy ny tandrok' omby ny iray manondro ambony, ny iray manondro ambany na mandroso eo anoloana, somaradimbana (jereo dimbana) [Rajemisa 1985]
Mpanahaka  Bikan' ny tandrok'omby

2013/06/08