| Teny iditra | 1 rembana |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tsy mitovy fahitsy fa misy avo sy iva, toy ny tandrok' omby ny iray manondro ambony, ny iray manondro ambany na mandroso eo anoloana, somaradimbana (jereo dimbana)
[1.1] |
| Tsanganana sy sary iray takila |
4 label="tandrokomby" run="omby?tv=t" /> |
| Fivaditsoratra | 5 ranemba, rembana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|