Teny iditra rendra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra marevaka mahafinaritra; zavatra manodoka
Famirapiratana mahavariana sady maharenoka [1.1]
Sampanteny 
 
Tovy hevitra rendrarendra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31