|
|
|
|

Teny iditra1  rendrarendra
Fototeny  2  rendra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Zavatra marevaka mahafinaritra; zavatra manodoka: Be rendrarendra manodoka ny fiainana eto an-drenivohitra
Famirapiratana mahavariana sady maharenoka: Ny rendrarendran' izao tontolo izao
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny iharana :
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :
9  Mpamaritra :
Tovy hevitra  10  rendra
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny rendrarendra io

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21