Teny iditra renifeo
Singan-teny reny ; feo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana omena ny renisoratra eo amin' ny fanononana. Misy karazany efatra lehibe ny renifeo: ny renifeo tsotra (b, d...), ny renifeo sosona mikasaoka (tr, dr...), ny renifeo sosona kentsona (nt, mp, nd...), ny renifeo kambana (ohatra l sy n amin' ny hoe olona, izay tononina hoe "oll") [1.1]
 Feo anononana ny renisoratra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Consonne [1.13, 1.66]
Ohatra Indraindray dia ny zana-peo fotsiny no ampifanarahana fa tsy miaraka amin'ny renifeo akory. [2.606]
Voambolana 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/07