Teny iditra | renikely | ||||
Singan-teny | reny ; kely | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Vehivavy vadin' ny ray nefa tsy niteraka ny tena, ny vehivavy mitaiza ny zanabadiny [1.1] | ||||
[Bezanozano] Rafozam-bavy [1.78] | |||||
Ohatra |
| ||||
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | ||||
Tovy hevitra | rinikely | ||||
Kamban-teny |
| ||||
Anaram-javamaniry |
| ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny renikely io | ||||
Fivaditsoratra | kelireny, kely reny, renikely |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |