|
|
|
|

Teny iditra1  renikely
Singan-teny  2  reny, kely
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Vehivavy vadin' ny ray nefa tsy niteraka ny tena, ny vehivavy mitaiza ny zanabadiny
5  [1.78] [Bezanozano] rafozam-bavy
Ohatra  6  Nangoraka ny fon-jazavavy, zanaky ny renikely. [2.270#]
7  Teo ihany anefa ny renikely sasany, izay ratsy loha tamin-janaka tsy azy. [2.245#]
Voambolana  8  Fifandraisana: fianakaviana
Tovy hevitra  9  rinikely
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny renikely io

Fivaditsoratra  18  kelireny, kely reny, renikely

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12