Teny iditra | renintantely (reny, tantely) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Famaritana malagasy | Renintantely no lohan'ny andian-tantely. Tsy afaka miaina samirery izy. Maty ny renintantely raha lasa ny andian-tantely izay mikarakara azy. Ny fisian'ny renintantely no miantoka ny rindran-daminin'ny andian-tantely amin'ny fiainany andavanandro. Ny tantely tsirairay dia manana ny anjara asany voafaritra tsara. Izy irery ihany no manatody [http://www.mandrosoa.org/dossier.php?id=68] | ||||
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina ~ Toe-karena: fiompiana | ||||
Mpanahaka | renitantely ~ tantely | ||||
Teny iditra | renintantely (reny, tantely) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Famaritana malagasy | renitantely [3.1] | ||||
Ohatra |
| ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |