|
|
|
|

Teny iditra1  renirano
Singan-teny  2  reny, rano
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Rano mandeha lehibe avy amin' ny fitambaran' ny sakelidrano maro, ka mivarina any an' ony: Ikopa sy i Mahajilo dia samy renirano, fa ny iray mivarina any amin' ny onin' i Betsiboka, ny iray any amin' ny onin' i Tsiribihina [1.1]
5  rano mandeha amin'ny faritra iray [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6  cours d'eau [1.13]
Ohatra  7  Ampidirina velona anaty gony ny olona, zairina ao, dia atsipy amin' ny renirano Sahabe. [2.472]
8  Dia niainga niala teo izy, ka nidina nanaraka ilay renirano, mba tsy ho hitan'ireo jirika, raha miverina izy. [2.324]
Voambolana  9  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Mpanahaka  10  Ony
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila  12  reniRAno, Ony
Sary 
13  14  15 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12