|
|
|
|

Teny iditra1  renirano
Singan-teny  2 reny, 3 rano
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Rano mandeha lehibe avy amin' ny fitambaran' ny sakelidrano maro, ka mivarina any an' ony: Ikopa sy i Mahajilo dia samy renirano, fa ny iray mivarina any amin' ny onin' i Betsiboka, ny iray any amin' ny onin' i Tsiribihina [1.1]
6 rano mandeha amin'ny faritra iray [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 cours d'eau [1.13]
Ohatra  8  Ampidirina velona anaty gony ny olona, zairina ao, dia atsipy amin' ny renirano Sahabe. [2.472#243]
9  Dia niainga niala teo izy, ka nidina nanaraka ilay renirano, mba tsy ho hitan'ireo jirika, raha miverina izy. [2.324]
Voambolana  10  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Mpanahaka  11  ony
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  13  run="contextLists?ctxt=geo_river" label='mdgrivers' />Ampidirina velona anaty gony ny olona, zairina ao, dia atsipy amin' ny renirano Sahabe.Dia niainga niala teo izy, ka nidina nanaraka ilay renirano, mba tsy ho hitan'ireo jirika, raha miverina izy.faire une planche "rivières et fleuves"
Sary 
14  15  16 

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26