|
|
|
|

Teny iditra1  renisoratra
Singan-teny  2  reny, soratra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.5] consonne
Ohatra  5  Baka an-tendrony: baka: tahaka ny renisoratra V izany, misaraka roa ny tendrony. [2.245#19]
6  Manaraka izany, ireto renisoratra " f" sy " 1 " sy " m " sy " n " sy ny sisa, dia tsy ilaina ny manoratra azy in-droa ary tsy ilaina ny manova ny fanonona azy na misy zanany eo akaikiny na tsia. [2.528#73]
Voambolana  7  Haiteny
Tsanganana sy sary iray takila  8  Ny abidia

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12