|
|
|
|

Teny iditra1  reniteny
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] teny misy hevitra ampahafantarina (ohatra kapoka)
4  [1.13] teny na hasin-teny misy hevitra entiny na dia mandeha irery aza
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13, 1.5] lexème
Voambolana  6  Haiteny
Singan-teny  7  reny, teny

Fivaditsoratra  8  irenteny, neretiny, nietreny, nitereny, reniteny, teneriny

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21