Teny iditra | 1 renivohitra |
Singan-teny | 2 reny, vohitra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Tanàn-dehibe misy foiben' ny fitondrampanjakana amin' ny tany iray: Antananarivo no renivohitr' i Madagasikara |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] the capital or principal town or city |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] ville capitale ou principale |
Ohatra |
7 Tambanivohitra, lavitra ny renivohitra tahaka anao, aho! [2.270#] 8 Ambatanisandra ao afovoany, Ambohitrandrazana no renivohitra. [2.508#] |
Voambolana |
9 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) 10 Pôlitika |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |