Teny iditra | 1 renty |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ravaka na haingo manaitra mamirapiratra: Be renty loatra ity trano ity ka tsy tiako indray Teny marevaka feno sarin-teny sy angolam-pitenenana: Be renty izany raha lahateny Haingonkaingony, angolankira: Hira feno renty |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 10 etrin, renty |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |