Teny iditra | 1 reondreona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ny feon-javamaneno maro na ny mpihira betsaka indray miaraka. Enti-milaza koa ny feon' ny kotrok' orana manakoako manao lavareny. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] the hum of a large number of people |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] bourdonnement d'une foule |
Voambolana |
6 Feo |
Fototeny | 7 reona |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 10 reona |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |