|
|
|
|

Teny iditra1  repens
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: espèce ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
4  Boerhavia repens  beha, behakototo, mavoravy, safary
5  Dichondra repens  fanarondrimbana, telafoetra
6  Humata repens  ahaka
7  Jussiaea repens  sihanaka
8  Oxalis repens  kidiadiamborona
9  Rhynchelytrum repens  ahikongona, ahipody, menapaka

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/16